Arione Joy - Tebiteby (Lyrics gasy) est une vidéo lyric (tononkira/parole) gasy de "Tebiteby" par Arione Joy.
✔ Hira: Arione Joy - Tebiteby
[ Ссылка ]
✔ Disponible sur Facebook:
[ Ссылка ]
Arione Joy - Tebiteby (Lyrics gasy)
Atao ahoana ny tsy hijery anao tonga mandalo
Tsy maintsy hipetraka kely aho hihira sy hikalo
Aza adino fa mba misy ilay fitiavanao any
Tiako halaina raha mba sitrakao androany androany
Ka iza mo nahalalanao fa ho ahy ihany any e
Iny lalantsika sy ianao k’aza maika handeha
K’avelao zaho hitantana anao iny any e
Tsy hianjera ianao fa hesory ireo tebiteby
REF:
K’esory ny tebitebinao
Tebitebinao
Esory ny tebitebinao
Mmmhhh
Esory ny tebitebinao
Tebitebinao
Esory ny tebitebinao
mmmhhh
Ka indro iny ianao fa nanaiky hiaraka re
Voky tenimany ianao sy fitiavana be
Dia variana ianao ka adino ilay andro hariva
Finday maneno foana tsy hakiato efa impiry
Ka dia satry hifamihana tsy hiala mihintsy
Fotoana manan-mpetra lo ka dia indrisy
Ianao nefa tsy manaiky fa dia tsy nisy fika
Raha mba hiala ilany aho satry tsy tia hahita
REF:
K’hanala ny tebitebiko a
Tebitebiko a
Hanala ny tebitebiko a
Mmmhhh
K’hanala ny tebitebiko a
Tebitebiko a
Hanala ny tebitebiko a
Mmmhhh
K’hanala ny tebitebiko a
Tebitebiko a
Hanala ny tebitebiko a
Mmmhhh
K’hanala ny tebitebiko a
Tebitebiko a
Hanala ny tebitebiko a
Mmmhhh
K’hanala ny tebitebiko a
Tebitebiko a
Hanala ny tebitebiko a
Mmmhhh
K’hanala ny tebitebiko a
Tebitebiko a
Hanala ny tebitebiko a
Mmmhhh
🇲🇬 Malagasy miara-tafita no tanjona ✊🏽 🇲🇬
Contact: madalyrics2.0@gmail.com
Ещё видео!