"Ry fanjakana ambonin'ny tany, mihirà ho an'Andriamanitra, mankalazà ny Tompo" Salamo 68:32
KRISMASY FANKALAZANA
Andao indray hiaraka hidera ny Tompo amin'ny fontsika manontolo sy amin'ny fahamarinana ary amin'ny fanahy
Ny Alarobia faha 23 desambra ho avy izao , amin'ny 6H30 hariva ao amin'ny FJKM Mahazoarivo, hiarahana amin'ireo namana sy sakaiza ao amin'ny Tompo (Jao sy Rado)
Tsy misy vidim-pidirana.
MIANDRY ANAO FOANA NY TOMPO !
![](https://i.ytimg.com/vi/5rLO_hNn26I/maxresdefault.jpg)