MANODIDINA AHY HIANAO
1. Manodidina ahy eo ivohoko sy eo anatrehako Ianao, ary apetrakao amiko ny tananao.
2. Dia mbola entin'ny tananao ihany aho, na dia any aza,sy hazonin'ny tananao ankavanana.
3. Ny tanan'Andriamanitray nomba anay, ka Izy no namonjy anay tamin'ny tanan'ny fahavalo sy ny mpanotrika teny an-dalana.
4. Ny tanan'Andriamanitray mahasoa izay rehetra mitady Azy
5. Ny Anjelin'i Jehovah mitoby manodidina izay matahotra Azyka mamonjy azy.
6. "Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana sy hitondra anao ho any amin'ny fitoerana izay namboariko.
Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly :
(1) Salamo 139 : 5
(2) Salamo 139 : 10
(3) Ezra 8 : 31
(4) Ezra 8 : 22
(5) Salamo 34 : 7
(6) Eksodosy 23 : 20
Vatomandry 31 Oktobra 2020
A). MES 4 PAGES FACEBOOK :
1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR:
[ Ссылка ]
2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR :
[ Ссылка ]
3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR :
[ Ссылка ]
4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO :
[ Ссылка ]
B). MON SITE EVANGELIQUE :
[ Ссылка ]
C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX :
1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR
4. LINKED IN : [ Ссылка ]
5. TWITTER : [ Ссылка ]
6. INSTAGRAM : [ Ссылка ]
7. FACEBOOK : [ Ссылка ]
8. PEARLTREES : [ Ссылка ]
9. ASSOCIATION CALDEN : [ Ссылка ]
JESUS VOUS AIME.
QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT
Ещё видео!