🎵 GASY TSARA MIDERA & ROVA MIHAJA - INTY AHO 🎵
✅ Clip officiel ::: [ Ссылка ]
🎤 Karaoke ::: [ Ссылка ]
🔻 TONONKIRA :
Soa ihany aho fa nampahoriana
Hianarako ny didiNao
Tena tsapako taty aoriana
Hay fitiavana no antony izao
Manaiky aho ry Tompo e!
Efa voakasikao ny foko e!
Koa manomboka izao
Hataoko izay rehetra sitrapoNao
Ref : Inona moa izay 'zaho?
Mpanompo tsy mahasoa
Nefa nofidiNao, hanao ny asanao Jesoa
Inty aho Tompo ô, vonona
N'aiza n'aiza hanirahaNao ahy
Ho hiraiko ho ren'izao tontolo izao
Ny hatsaranao
Mba omeo ahy, ny zotom-po amam-panahy
Tafio ny heriNao, Jesoa 'ty mpanompoNao
Ref : Inona moa izay 'zaho ...
Ooh ...
Ref : Inona moa izay 'zaho ...
![](https://s2.save4k.ru/pic/Han0uDA4gQs/maxresdefault.jpg)