Lalao Rabeson - N’aiza misy ahy
Cover Valintsoa
Ity hira ity koa ka hira an😍
Iza ihany koa ianareo no mankafy azy ity?
Tononkira
N’aiza misy ahy hotsaroako foana ianao
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin’ny alina mangina ianao no ao an-tratrako ao
Harenako ianao, tsy atakaloko
Satria lamba irakofako
Ireo dina izay natao
No hajaiko noho ianao
Ianao no ilay nofinidy
Na amy mamy na mangidy
‘Reo rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho ianao
Raha sendra aho ka tomany
Ianao no anilako ao
Abonnez-vous à notre chaîne YouTube
Ещё видео!