🟢Izy no YAËL MORGAN
Tovovavy Malagasy miasa ao amin'ny " marines " Amerikana 🇺🇸. Misahana ny fampitaovana eo anivony us marines , manomana sy mikarakara ireo entana sy fitaovana ho entin'ireo tropy miady no iandreketany 💪💯.
" fomba iray hahafahana manatratra tanjona sy manabe ny saina io fifehezan-tena io ary io ihany koa no manome faharisihana sy fanazaran-tena amin'izay atao " araka ny heviny ❤
Ao anatin'ny heriny sy ny tanjany tanteraka moa izy ankehitriny 😊
![](https://s2.save4k.ru/pic/QalCeEc0bFY/mqdefault.jpg)