🎼HO RESY VE?🎼
Iza no sahy milaza fa
manam-pahasambarana?
Iza no sahy milaza fa
tsy mba misy olana?
Iaraha-manaiky fa
tsisy izany raha eto an-tany
N'iza n'iza mitady izany
Iza no sahy milaza fa
manam-pahasambarana?
Iza no sahy milaza fa
tsy mba misy olana?
Iaraha-manaiky fa
tsisy izany raha eto an-tany
N'iza n'iza mitady izany
Aza manaiky ho resy foan'izany
amin'ny onjam-piainan'ety
Fa mitraka aza mba kivy izany
fa Jesosy 'lay tia anao
Nanome toky hanampy anao
Nanome toky hamonjy anao
Mampitanondrika anao ve
ny fiainana ety?
Mampitomany anao ve
ny setrasetran'ny tany?
Aza eto miantoraka
fa fahantrana mampangoraka
Fa banjino ilay Edena
Mampitanondrika anao ve
ny fiainana ety?
Mampitomany anao ve
ny setrasetran'ny tany?
Aza eto miantoraka
fa fahantrana mampangoraka
Fa banjino ilay Edena
Aza manaiky ho resy foan'izany
amin'ny onjam-piainan'ety
Fa mitraka aza mba kivy izany
fa Jesosy 'lay tia anao
Nanome toky hanampy anao
Nanome toky hamonjy anao
Aza manaiky ho resy foan'izany
amin'ny onjam-piainan'ety
Fa mitraka aza mba kivy izany
fa Jesosy 'lay tia anao
Nanome toky hanampy anao
Hanampy anao Izy,hamonjy anao
'Lay teny fikasany
tsy miov'izany
Oooooouh
🌈
©La Voix du Ciel
#LyricsbyKalo
![](https://i.ytimg.com/vi/Tmpsus-BHak/maxresdefault.jpg)