Salama daholo e... Nisy tamintsika no tonga nangataka taty amiko hoe mba hanaovy compilation anle Mamay challenge iny ka dia am-pitiavana be no hanolorako azy ity androany.Marihina moa fa mety hisy fizarana maromaro ity satria somary betsabetsaka ihany no nandray hanjara t@ le challenge..Aza misalasala mihintsy manantona raha misy zavatra azo hanampiana fa vonona hiara miasa aminareo hatrany ny tenako ....Dia aza adino ny mi s'abonner (raha mbola tsy vita) sy ny j'aime ary ny partage raha mahaliana anareo ny zavatra ataoko fa tena manome courage ny tenako mba hanohy fizarana zavatra mahafinaritra anareo ....Ankafizo ary ny vokatra e......
Ещё видео!