Tompo tsinjovy agnay - Vetson'i Fianara (volume 3) - Hira katolika.
Isaorana ny nanome fanitsiana ny tononkira:
"FE NY TSA HO FIEVANY MOA" fa tsy hoe "dia mitsaoka e mifandrombogna
Avy eo "REHEFA MANGA NY LAGNITSA DIA ISIKA ROE RO IRAIKA" fa tsy hoe: "rehefa avy amin'ny lagnitsa isika roa ro iraika"
"FIKAROHANA ABY VE IZAO RO TSA NATAO" fa tsy hoe "tsika roa hanapy ve izao ro tsa natao"
MISALASALA AGNAY NY HAMPANJAKA NY TAROGNAO AMIN'NY FIAIGNANAY fa tsy hoe " zarazaranay ny hafatsa ka ny tarognao ho amin'ny fiaignanay"
SI EFA AVY AGNY AN-TANANA TSA MBA FATATSO KOA AGNAO E fa tsy hoe: "vehivavy agny an-tanàna tsa mba fatatso koa agnao e
Ещё видео!