Cover Nahoana - (Fob Frijo/Ny voanio)
Nahoana no ampijaliana
ity foko manirery ?
Lazao rahatoa tsy tiana.
Lazao fa tsy an-tery.
Dia ho nofiko ve ny lasa
ka ho rava ankehitrio ?
Hafaliana tsy homby tratra
dia ho sento manomboka anio ?
Raha namadika ny diana izay natao hatrizay
Ny fitia tsy novidiana ao am-po mandrakizay
#Nahoana#Ny_Voanio#Fob_Frijo#
![](https://i.ytimg.com/vi/Zqz74zkDYFA/mqdefault.jpg)