Cover voalohany ho amin'ity taona 2020 ity 🎶😄😄
Manasa antsika rehetra mba hiaino finaritra sy handray am-pitiavana ny hafatra mirakitra Teny soa mahafaly 🙇🏻♂
"Ary ny Tompo anie hanitsy lalana ny fonareo ho amin'ny fitiavana an'Andriamanitra sy ho amin'ny faharetan'I Kristy."
II Tesaloniana 3:5 🎀
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ary ny Fiadanan'I Jesoa Kristy ho amintsika rehetra.
#SpreadTheLOVE #Enjoy 🤍💟
Fanamarihana: am-panentren-tena no nanaovanay ny hira, tsy nianarana fa tena talenta tsotra avy amin'ny Tompo koa ialanay tsiny ny tsy fahatanterahana amin'ny fomba fihirako azy sy izay feo mety diso. Fa ny tena goavana dia Jesoa Kristy toriana ho antsika rehetra izay mandre. Misaotra tompoko.
Ещё видео!