Ô ry zanaka mpandova! aza variana loatra ianao
fa miandry anao mba hiova ny Rainao
Ô ry zanaka mpania! aza sondriana loatra ianao
fa miandry anao 'lay Tompo tia, modia izao!
Tsy ho azo mora anie ny paradisa,
Toerana voatokana sy voaisa
Mbola ao ny toeranao
fa miozongozona izy ao
Hamafiso fa efa anjaranao
A/C Miara RABARIJAONA
![](https://i.ytimg.com/vi/tKIaKFMMJHc/mqdefault.jpg)