Duo nataon'i Nanie sy Lalie tamin'izany fotoana, izay nosoratan'i Fanja Andriamanantena. Mampiasa accords izay fahita amin'ny Jazz ilay izy (tsy mahagaga satria i Fanja ny A/C). Araho tsara ny tondrompeo
Tondrompeo: [ Ссылка ]
Demo (with vocal): [ Ссылка ]
Demo (no vocal): [ Ссылка ]
Lesona (Part I): [ Ссылка ]
Lesona (Part II): [ Ссылка ]
![](https://i.ytimg.com/vi/z_-alf3G4f8/maxresdefault.jpg)